Maromaro ny fakam-panahy zay hita eny an-dalana ho'a
Rehefa ny tovovavy e no mampiahiahy
Zany izy mizesta Jean d’or
Fa style juste-corps aho é, manara-batana
Ka mahavery fanahy ho'aho no sady mahalasa fisainana e

Manja kely ka manarotaka Rasipa
Pasy tolaka be manalika ho'aho
Tsy zakan’ny tsenako ianao,
Ny saiko malalaka e, tsy ny foko e no babo ô
Fa ny maso no adala ho'aho
Koa tsy zakan'ny tsenako ianao ho'a
Dia tsy todin’ny bala-pilesiko
Fa vorona be manan’elatra
Zany izy e mandalo amin'ny Pullman
Toy ny mpihira izay manao clip aho o,
Zany izy e, raha miserana ny Gerb’Or
Mifampikitika daholo ny tary zalah,
Zany izy e mandalo amin'ny Pullman
Toy ny mpihira izay manao clip aho o,
Zany izy e, miserana ny Gerb’Or
Mifampikitika daholo ny tary zalah,
Manja kely ka manarotaka Rasipa
Pasy tolaka be manalika ho'aho
Tsy zakan’ny tsenako ianao,
Ny saiko malalaka e, tsy ny foko e no babo ô
Fa ny maso no adala ho'aho
Koa tsy zakan'ny tsenako ianao ho'a
Dia tsy todin’ny bala-pilesiko
Fa vorona be manan’elatra
Vao lalovan-dra madimoazely aho ho'aho
Fa bikana zanak'anjely any ireny
Aza tratrako eny ankodimirana ho'aho
Miongotra mbamin'ny andilana ho'aho
Raha tsy manana ny ampy aza manenoneno
Sao tratrany ianao re ry miavon-tsy feno
Ho vizambizanin'ny olona ianao
Ho hangarongaroniny tsy hananany antra
Ny fonony fotsiny no kanto sy meva
Fa ny atiny foana fa lohan-drameva
Holatsalatsain'ny olona ianao
Hovoraborahany tsy misy horaisina