HAVAKA ÔIA! Tsara midera ny tompo e!
TSAPANAO VE IE! Ny fifaliana ao anatinao
NY SORISORY EIA! Aza avela hanjaka
O MITSANGANA EIA! Derao andriamanitra
1. Aza menatra ny hitory an’i kristy
‘reo fahavalo menatra tsy hijoro satria:
‘zahay izao no vavolombelon’i jesoa tia
Ny tanjonay ho tody amparadisa ary!
HAVAKA ÔIA! Tsara midera ny tompo e!
TSAPANAO VE IE! Ny fifaliana ao anatinao
NY SORISORY EIA! Aza avela hanjaka
O MITSANGANA EIA! Derao andriamanitra
2. Isika no nantsoina hitory ny teniny
Andao ‘zalah mahasahy mijoro ho fitaratra
Ho an’ny hafa rehetra tsy misy hankanavaka
HAVAKA ÔIA! Tsara midera ny tompo e!
TSAPANAO VE IE! Ny fifaliana ao anatinao
NY SORISORY EIA! Aza avela hanjaka
O MITSANGANA EIA! Derao andriamanitra
‘za tsy hiala amin’ny fiderana jesosy tsara ‘zalah e!
‘za tsy hiala amin’ny fiderana jesosy tsara ‘zalah e!
‘za tsy hiala amin’ny fiderana jesosy tsara ‘zalah e!
3. Isika izao no vavolombelon’i jesoa tia
Mahaiza midera fa aza menamenatra akia
Sokafako ny vavako hiderako azy
Ambarako amin’ny fihetsiko fa tsara izy
HAVAKA ÔIA! Tsara midera ny tompo e!
TSAPANAO VE IE! Ny fifaliana ao anatinao
NY SORISORY EIA! Aza avela hanjaka
O MITSANGANA EIA! Derao andriamanitra.