1. (1&2)Voninahitra anie ho anao ry Jeso
Ny saotra am-po atolotr'Anao
Fah' fatesana ve sa ny fasan'indray
(3) Atolotra ho anao ry Jeso
Ny saotra a-mpo atolotr'Anao
Fa resinao sa ny fasan'indray
(4) Ny saotra ny dera omena anao Mpanjakanay
Fa velona tokoa Hianao ka resinao ny fasana
2. (1&2) Fa nitsangan'Hianao sady koa resinao
Ilay fasana izay fahavalonay
Fa efa velon'Hianao ary ho mandrakizay
(3). Nitsangana sady koa resinao
Ilay fasana izay fahavalonay
Velona Hianao Ary ho mandrakizay
(4) Velona hianao sady resinao ny fasana
Fa velona mandrakizay ny Fanjakanao Tomponay
3. (1&2) Mafy orin'izao ny finoanay anao
Fa ho avy Hianao ka handray anay
Eram-po sy fanahy no hitsenanay Anao
(3) Orin'izao ny finoanay anao
Fa ho avy Hianao ka handray anay
Fo sy Fanahy no hitsenanah Anao
(4) Miorina izao ny finoanay
Fo sy Fanahy hitsenanay anatin'ny rahon'iry
(1&2) Efa natolotrao anay ny herim-panahy
(3). Nomenao anay tokoa mandrakizay
Herom-panahy ry Mpanjakanay
(4) Noemenao anay tokoa mandrakizay
Herim-panah'ry Mpanjakanay
Ny Anaranao mandrakizay ny fonay