le malaza tsy vaigny maty
tsara mande miherignerigny
mimenimeny navalagna an-dranomasy
Tsy vahiny tsy tompon-tany e
alefa aloha managna amato
Mijoalajoala ambara tanety e
malemilemy ambara kidoro ô
dia efa nahatonga azy ilay kalaza
enjehina fa tsy tratra izy
Ilay kalaza mahay milomay
Ilay kalaza tsy miheno ny taimbavan’ny kil’ milaza azy fa milay
Miadana ohatran’ny trambo
Tsy miforodrambo izy, le kalaza
Enjana ohatran’ny lambo izy
Krijakja tsy miasa amiko intsony lesy io ry Jah
fa raha ohatra ialahy ka tsy mino ahy
Mirevy izy sady nakôpy ilay tena tsiok’atimo
Fara faha ratsiny ela oa mindainday
manafatra fanantenana ry Silo
Fa samy manana ny azy io ry tsamy dia
Izahay ve no tsy anana ilay seza fiandrianana
’zay ilay valin-kasasarana
Tsy vahiny tsy tompon-tany e
alefa aloha managna amato
alefa afara magnana valy, egy izy e !
(joala joala joala) - mpanao lakile
(joala joala joala) - tsy ho very mandeha
(malemy (3)) - mody malemy toa reggae
(joala joala joala) - joala mirimorimo
(joala joala joala) - joala be notolomina
manafatra fanantenana ry Silo
fofony ny dozy no atonina
joala joala ambara tanety e