diniho soa laha ta-ho anao
ndraik’andro any, ty ilako
le iha avao ro no ilako ho amato
le hisy anao, iaby ty tany
ty hanana tsy misy koa ty any
o ô ô… ô ô ô lay lay lay….
ianao kosa toa manorisory
izaho anefa ilay te hitia
ilaozanao misangisangy ery
Tsy halahelo anao fa hanadino anao
ny mahita anao na eo anilanao
hirahira ihany fa tsy hoe tomany
izay hihira izany na hisioka izany
toa ianao indray no manaonao foana
laviko indray fa tsy ho ekeko
miala tsiny aho raha handao anao
ny faniriana rehefa any aoriana
mbola ianao ihany no hantsoiko hoe tina
dia enga anie samy ho lehibe
ho ela velona ka samy handre
any sisa mba iarahantsika
miala tsiny aho raha handao anao
ny faniriana re’fa any aoriana
mbola ianao ihany no antsoiko hoe tina
ho ela velona ka samy handre
any sisa mba iraisantsika