Tsy hanambady aho raha tsy ianao
Fa ho avy any aho hangataka anao
Tena izy hoe fa tsy kilalao e
Lazao izy fa zany bandy zany nge milay
Tokam-po manaja vady zany fa tsy voay
Tsy hanambady aho oe ry papa raha akotrizay
Ny aminay hoe mandrakizay
Papa a, aza manahy fa karakaraiko izy e
Zah nge vinanto milay izy indesiko hatreny @eglizy e
Papa a, aza manahy fa karakaraiko izy e
Zah nge vinanto milay izy indesiko hatreny @eglizy e
Tsy hanambady aho raha tsy ianao io ry malala e
Raha ambara tsy izy izay a dia ho lasa adala e
F'efa lasanao ny ahy ny foko oh
Ela ny ela nahita ny tiako eky za mama a
Izy safidiko ai, Handaniako fahignako ai
Oa papa a, vinantonao ne lehilahy manam-bola a
Hampiadaniko zanakareo, ninay roa mandrakizay
Papa a, aza manahy fa karakaraiko izy e
Zah nge vinanto milay izy indesiko jusqu'à l'eglizy e
Papa a, aza manahy fa karakaraiko izy e
Zah nge vinanto milay izy indesiko jusqu'à l'eglizy e
Tsy hanambady aho raha tsy ianao io ry malala e
Raha ambara tsy izy izay a dia ho lasa adala e
F'efa lasanao ny ahy ny foko oh
Na misy mandrobaka, misy mandratra
Fa fitiavako anao amin'ilay tena izy
Ou a mama ou a baba zanakareo tiako oo
Efa vonona lay bandy hanolotra peratra ee
Tsy hanambady aho raha tsy ianao
F'efa lasanao ny ahy ny foko
Tsy hanambady aho raha tsy ianao io ry malala e
Raha ambara tsy izy izay a dia ho lasa adala e
F'efa lasanao ny ahy ny foko oh