Niantombohan’izao isika izao dia i Adama sy Eva eh
(Oh yeah! Oh yeah! Oh yeah!)
Fa nomen’I Jehovah Edena ‘zay tsara sy meva ah
Fa norebireben’i Satana ilay vehivavy
Lasa ozona ho azy sy izay taranaka ho avy eh
Raha ny tantara dia izay,
Fitiavana tsisy toy izany, eh
Hatramin’ny naha-tany ny tany a a any
Fa Jehovah dia maniry anao mba hiverina indray (ambarao izay, ambarao)
Ka nanome ilay (Zanany maminy indrindra ho anao sy ho ahy)
(Nanaiky ho sorona Jesoa ouh ouh ouh)
Noratraina Izy avy eo novonoina, tena nijaly eh
Sy ny fanahin’izay velona rehetra eto an-tany eh
(Raiso ho anao sy ho ahy izao fa)…
Dia mitosatosaka ny fahasoavana eh
(Anilanao Ray no mahatsara ahy)
Nomenao fanahy mahery aho
(Sambatra foana ny fanahy)
(Soratanao any ny anarananay)
Ho zanaka foana anie izahay eh, Ray oh
Ovan'Andriamanitra aho oh
Mifaly amin'ny fanantenana
Izany ny ahy no ilaiko oh
Te hihaona amin'ny Raiko aho eh