Teraka anio mba hanavotra antsika
ieee ee! (Ilay tena Mpanjaka)
Ilay tena mpanjaka sy tompo tsitoha
ieee ee! (Misaora azy isika e!)
Misaora azy isika samia midera
Ieee ee! (Fa ny lapan'ny lanitra)
Fa ny lapan'ny lanitra izao dia mivoha
Ieee eeeeeeeeeeeeeeeeeeeee!
Teraka anio mba hanavotra antsika ieee ee!
Ilay tena mpanjaka sy tompo tsitoha ieee ee!
Misaora azy isika samia midera, midera Azy!
Fa ny lapan'ny lanitra izao dia mivoha ho anao
Ny feon'anjely manerana ny tany
Manerana izao sasak'alina izao manao hoe:
Teraka anio mba hanavotra antsika
Ilay tena mpanjaka sy tompo tsitoha
(Misaora azy isika samia midera)
Fa ny lapan'ny lanitra izao dia mivoha ho anao
Ny feon'anjely manerana ny tany
Manerana izao sasak'alina izao manao hoe:
Teraka anio (Teraka i Jesosy e)
Mba hanavotra antsika (Hanavotra antsika anie Jesosy)
Teraka anio (Tompon'ny tompo ny mpamonjy e!)
Mba hanavotra antsika e! (Mpanjakan'ny mpanjaka e!)