Asa inona Loatra no nahazo ahy (Tsy aiko)
Lovelove sa Fitia taitaitra ihany
Fa vao nandalo nahita ny Hatsaranao aho dia Babo
Tsy nandray Aho na Iray Vera
Fa vao naita ny tsikinao aho dia mamo
Dizin'ny afo mandoro ao anatiko ao
Dia ra ho lavinao dia tsy ho aiko ny atao
Mety hakafoka foana oa mandava-taona
Ena ilay masoandro mitondra hazavana
Donan-kafo mamay mitondra hafanana
Fa ra akaikinao za tsy mety mamanala
Dia za hijanona hifikitra satria eo no mahatamana anah
Ref:Fa Dizina anao oa ny foko
Domelin'ny afom-pitiavanao oa ny saiko
Dia za tsy te hiala f'hijanona satria oa za tena Love e !
Love aminao , amin'ny hatsaranao , amin'ny hakantonao , amin'ny toetranao , Mambabo ahy (*2)
Aleo za no hiditra de kozio izy hoe miàlà any mbay Tany!
Fa ilay fonao hoe misy Haka
Tsy hoe everyday na hoe night , Yeah
Fa Forevaka be foana mandramaty
Ndao moa mba hiaraka dia tsy atao hitany
T'inquiète ho fenoiko ny banga tsy vitany
Zao tsika no anomboka mbola tsy tara
Fa ra enao no ho anah dia ho sorotatsika milay be ny tantara , milay be ny tantara , milay be ny tantara
Fa te ho tompondaka ny fonao
Dia aza idina fa aleo za no itoetra ao
Ref:Fa Dizina anao oa ny foko
Domelin'ny afom-pitiavanao oa ny saiko
Dia za tsy te hiala f'hijanona satria oa za tena Love e !
Love aminao , amin'ny hatsaranao , amin'ny hakantonao , amin'ny toetranao , Mambabo ahy (*2)
Dizin'ny afo mandoro ao anatiko ao
Dia ra ho lavinao dia tsy ho aiko ny atao
Mety hakafoka foana oa mandava-taona .