Gaga koa ny tenako naheno anao niteny tamnahy
Miresaka aminao zaho isanandro Mila ho lany fanahy(eh eh eeeeh )
Zaho miezaka ny manazava ianao tsy Mino an'i manafo
Isanandro ianao mitatara amiko zavatra hita hoe impossible e
"À chaque fois" ianao milaza zaho ity no nataonao cible e
Le zavatra naorina elabe vety² dia simbany
Zaho le tompony ndray no lasa mindrana e , Complice nazy sy ny sipany e e e eh
Mafy, tena mafy ,fa ny tena moa fa zatra mihafy,
Ratsy ny toetranao satria teo nilamina fa ianao no nigafy
Nefa raha zany aloha tsy ataoko mahakivy
Ilay mamy teo lasa nangidy , ilay fitiavana lasa voavidy
Kay ianao ity mbola tsy zatra krizy, tojo ny tampoka nisidina e
Ny Zaza ndray no mizaka ny tsy fidiny e(eh eeeeh)
Fa tsy nasianao sira ka ,
Raha ataonao mampidelira,
Sanatria zaho tsy hiala nenina ,
Ampy ,tena ampy, izay fijaliako izay, (yyyh)
Efa ela koa zaho niaritra nijaly, ny antsika fa tsy ho mandramaty, veloma hatreo mandrakizay,
Sady Zaho koa efa Léo ny misotasota
Isanandro ianao manompaopa
Lasa mampiditra otaota a a ah