Isanandro zao vao mifoha maraina dia
Mandinika sahady manontany(mandinika sahady manontany)
Aiza indray ny tany ahitana kandra ré,
miferinaina Sady mijaly(miferinaina sady mijaly)
Tout va bien, raha misy manontany(tout va bien rah misy manontany)
Tofoka ka tafitomany(iaretana na mafy ny jaly)
Hotantaraiko anao ny tantarako
Tsy important ny milaza ny anarako
Ny fomba fiainanao any tsy fatako
Fa ny life iainanay no hosoratako
7 Novembre 2020 ,no nahazoako baccalauréat
Tampoka teo ,zah tsy nisavilivily Fa hianatra any Antsiranana
Ny tena koa moa amin'izany mbola tanora
Tsy nahay fa any kay dégât bé
Maimaika ery nanapaka Bullet
Nanenina sahady ny nandeha
Fiainana mihalafo ,tsy afaka ialako
Misy fotoana tapaka avotan'ireo namako
Fiainana mihalafo ,tsy afaka ialako
Bé tsikera mpihatsara velatsihy ,halako
Tout va bien, raha misy manontany
Ny tena koa moa amzany mbola tanora
Tsy nahay fa any kay dégât bé
Maimaika ery nanapaka Bullet
Ny Ray Amandreny tsy mahalala
Fa zanany aty tena mijaly bé
Miala tsaramaso de voamaina*
Fiainana mihalafo tsy afaka ialako
Misy fotoana tapaka avotan'ireo namako
Fiainana mihalafo tsy afaka ialako
Bé tsikera pihatsara velatsihy ,halako
Ny tena koa moa amin'izany mbola tanora ,Tsy mahay fa any kay dégât bé
Nanatena life moramora ,Maimaika ery nanapaka Bullet
Ny Ray aman-dreny tsy mahalala ,fa ny zanany aty tena mijaly bé,
Miala tsaramaso de voamaina,kabaka tsy misy menaka e