Avelao aloha aho hijery an-dry
Haiko ianao fa manana olon-tiana
Mba miera anie zaho, mba miera anie zaho
'Ndraindray koa ianao mba hitako mijery anahy
Tolory ny tsikinao f'aza hiavonana aho
Rehefa mijery ahy, fa zah aloha tsy hanery
Fa manome hery, iny ho'aho ho ahy
Dia zaho tsy hanery anao hijery
Fa mba omeo hery, fa mila anao anie ho'aho izaho
Dia tsy votery hoe mandeha irery
Fotoana monja no ilaiko anao mba hijery anah
Fa tsy sahy zaho ny hiteny hoe ianao
Tsisy tsiny na tsy ho ahy
Zay mba foinao sisa avela
Mba omeo ny tsikinao iny ah
Dia ny tsy hitan'ny vadinao zah
Tsy ho bleme amin'ny fiarahanareo roa my Gyal e
Dia zaho tsy hanery anao hijery
Fa mba omeo hery, fa mila anao anie ho'aho zaho
Mba omeo ny tsikinao iny aho
Dieny tsy hitan'ny vadinao zaho
Tsy ho bleme amin'ny fiarahanareo roa my Gyal e
Dia tsy ahoako oh, fa tsiky