Na dia tsy hanambady ah razoky,
Dia aleoko mikisaka fa io tsy afera
Tony ary zanaka n’iza navela ?
No zatra mangataka foana tsy lera !
Za ve mo nahalala fa iny dray ny sipan’la
Nefa nareo niaraka aza tsy hitako o
Nihezaka tsy hikoty ihany a ka izy nefa molamola
Ny anatin’ny akanjony aza hitako o
Fa tam maly ariva izy zao no nidongy aterina
Na ny akanjo mafanako atram zao mbola tsy averiny,
Omeko vola izy fa tsy nisy fameriny
Dia zah dray nandeha tongotra nakany Ambomanarina
Ra tsy vendrana ah, zah dray aloha dia tsy hiaritra an’izany
Reny anie mba juste aniany e
Ka ho ento an’ialahy ny an’ialahy
Ho ento an’ialahy ny an’ialahy !
Rehefa tsy mazaka ihany dia aleo dray mba selibatera
Na dia tsy hanambady ah razoky,
Dia aleoko mikisaka fa io tsy afera
Tony ary mba zanak’iza navela ?
No zatra mangataka foana ka (x2)
Dia endraso eo Poly e ! (Raha vehivavy e)
Endraso eo Poly hametaka lakoly e
Endraso eo Poly e hametaka lakoly e
Sipa iray ve dia hanaovantsika tolona,
Tsy mety aminà io wa fa zay tsy manam-bola
Ka aleo mijanona ho cool,
Fa mam mam mba raha mam may ny iray tanana
Dia hampafatarinay daholo ny eto am tanana
Misy bandy akama mikoty ny an’ny akama
Dia za tsy hanome tsiny fa ny sipa ko tsy tana
Nefa sarotra ny handainga fa izy anie sipa matsiro no tsara tarehy
Fa mangataka lava sy be be tay bava no mahakamo anazy e !
Ka miala tsiny za ry akamako o f’izy iny anie tsy anjarako o !
Esory any io ra Meky fa mahamay !