Eo imasoko eo nareo tsy asiko olana
Fa tandremo ihany lazaina za
Ampy ngamba zay raha nenah
Ka aleo za angina ho volamena
N'inoninona kozinao d'efa ekena
Na tokony tsy hanaiky aza
De hekeko fahatany satria
Ka aleo za angina ho volamena
N'inoninona kozinao d'efa ekena
Na tokony tsy hanaiky aza
K'aleo anao izay tiny anie
Zay revenao alo tsy handaza ahy
K'aleo anao izay tiny anie
Zay revenao alo tsy handaza ahy
Tiako ianao iny (Ayayayaye)
Tiako ianao iny (an an an)
K'aleo za hijanona aloa fa tsy ho any
Na mbola iverina indray ny omaly
Aleo za hijanona alo fa tsy ho any
F'efa nahazatra anah oa reny
Tiako ianao iny (Ayayayaye)
Tiako ianao iny (an an an)
Aleo tsy hiverina ny omaly
Fa na nahita fafiny aza tany @ hafa tany tsy olana
Fa afa ihany oa raha nenah
Fa nan'inona ny ataonao fanahinina
Ny adalanao nefa nahazatra anao
De maninona ary zah no atao aniny
Ze fikanao aloa fa za tsy hiala aminao
Ka aleo za angina ho volamena
N'inoninona kozinao d'efa ekena
Na tokony tsy hanaiky aza
Ka aleo za angina ho volamena
N'inoninona kozinao d'efa ekena
Na tokony tsy hanaiky aza
K'aleo anao izay tiny anie
Zay revenao alo tsy handaza ahy
K'aleo anao izay tiny anie
Zay revenao alo tsy handaza ahy
Tiako ianao iny (Ayayayaye)
Tiako ianao iny (an an an)
K'aleo za hijanona aloa fa tsy ho any
Na mbola iverina indray ny omaly
Aleo za hijanona alo fa tsy ho any
F'efa nahazatra anah oa reny