Amaray tsy mahatombona aleo tsy matory
Sanatria raha I don't care (x2)
Fihetsikao tsy miala an-doha
Tsikitsikinao sisa no manimba ny fo
Tambitamby sy hamamiana tsy adino avokoa
Raha tsy eo ianao aiza moa
Fa mila anao aho ny anilanao
Tsy hitahita ianao dia nandeha
Zaho tsy tafandry eeih (tsy tafandry)
Mila anao eo anilako eo aho mba ho namako
Lavitry ny maso aho lavitry ny fonao
Iza moa no hianteherako fa ianao no antsointsoina
Kobo foana anie ilay olona hoe noana andrie
Tsy mahatombona fa miala tsiny
Dia izaho aty efa miandry tomany lava hoe aiza ihany
Pretty gyal ambia ianao -nao -nao -nao -nao
Izaho mamisavisa izao -zao -zao -zao -zao
Dia ny alahelo aloha fafao -fao -fao -fao -fao
Dia lazao ahy izao ao am-ponao ao
Andao fa payer-ko ny addition
Efa ianao mazava ho azy ny addiction
Mety hoe tsy androany fa mety hoe rahampitso any
Telephone-nao raiso dia mba asio bisous mamy be lessy pisou anh
Masoandro iny tsy mety hazava izy koa tsy misy anao
Mimpolia neny eh tsy mety ny hatao
Tsa tafandry am-pandriana aho
Modia moa ianao neny dia sitrano ireo fery
Fa iaho io efa tsa tafandry miandry anao ro mampamangy eh
Malahelo aho toa tsitako ny hatao
Te himpoly aho te ho any aminao
Hamiana anao hanoroka anao
Manembona ny fahiny (tsa tafandry aho)
Manina anao iny (tsy ampy hafanana)
Ngoma anao zaho ro mimpolia an-trano anao