Fianana efa kobonao fa mafy io
Aza hiasana loha fa aleo ho any e
Indray mandeha mandalo nge ny anio
Maninona raha mba faly eh
Faly eh, kivikivy tsy mety o
Izao dia izao dia mitrakà
Dia ny tsikinao omeo anah
Ny rahona mainty mbola hisava
Fa raha sendra mitomany dia mivavaha
Mbola hibaliaka be ny masoandro
Fa ny tsikinao dia mandona (tsikitsikinao)
Tsikinao dia mandoana (tsikitsikinao)
Fa ny tsikinao dia mandona (tsikitsikinao)
Tsikinao dia mandoana (tsikitsikinao)
Ilaiko hamiratra ny tsikinao anio
Mahasalama ahy rehefa ianao no mamoaka
Ilay endrikao mamiratra toa masova
Fiainantsika rao tsinjoko miova o
Malala za ovaina amin'izao ilay film e
Falifaly eh, mahita ny tsikinao
Mandodondona, ravoravo za mahita ny soranao
Tontolo andronao fenoy smile
Omeo tsiky tsy quoi izay tsy handray
Mampitombo andro hiainana io fa keep smile
Fa ny tsikinao dia mandona (tsikitsikinao)
Tsikinao dia mandoana (tsikitsikinao)
Fa ny tsikinao dia mandona (tsikitsikinao)
Tsikinao dia mandoana (tsikitsikinao)