Aminah, hafa mintsy , fahasoavana omeny anah isanandro
Nomeny fiarahamonina MBA tsy ho solo
Namana marobe nataony à gogo
Amin'ny lalan'tsarotra eh
Ihavahako amin'ireo natiora *2
Lokolokoy ny lanitra tsy hiova
Asio rahona de asio Masôva
Misaotra oh! Misaotra an’i Zanahary
Izy no nahary, nanao an’izao tontolo izao
Ankafizo, hiaino le hatsaran’ny zava-boary
Fa tena tsara, milay, ho rehanao fa tsy angatsika intsony fa hisy hafanana
Sy ny hetahetam-poko rehefa za mitoloko
Inona no azo hanampiana? anao iny ah !
Fa naninona? Toa mahavariana anah?
Ilay zavatra zay mba nirinao oh
mety tsy ho voavaliny oh androany io manana faharetana
(enao io zao mila misaotra, satria enao ve tsy mba te hivoatra)
Fa famindram-po be no azoko
Aleo mifanasoa fa tsy mifanantota
Tompo oh omeko anao ny foko ah
Lokolokoy ny lanitra tsy hiova
Asio rahona de asio Masôva
Maso mba ahitana tontolo zay nomeny
Omeo fiovana sy fahaleovan-tena
Lokoy ny lanitra tsy hiova
Asio rahona de asio Masôva
Lokolokoy ny lanitra tsy hiova
Asio rahona de asio Masôva