Noho ny fitiavana anao vehivavy eih!
Tia aho, ka miangavy eih!
Mety ho hitanao hiova fihetsika sy toetra aminao
Tsy miala aminao ny masonay
Ny namanay manaratsy ny hirafesanay!
Renao ve izany fo mitempo faniriana?
*Ny antony tianao ho fantatra (X2)
Ny antony tianao ho fantatra ve? yeah!
Noho ny fitiavana anao vehivavy eih!
Tia aho, ka miangavy eih!
Mety ho mafimafy loha sy mafimafy fo aminao!
Na mampijaly anao indray indray
Ny ilaozanao tsy ho zakanay
Ka aza dia avela hivarilavo izahay
Renao ve izany fo mitempo fanahina!! ôôh ôh!!
*Tiako ho fantatra ny antony (X2)
Tiako ho fantatra ny antony yeah! yeah!
Ka ho lazaiko anao... oioioih!!! oioioiih!!! iiih!!
Matoa aho!!..., ma.aaa.toa aho!!
Te hiara iaina aminao!!..., aminao!...
Te hiara iaina aminao! ô!ô! ôh!...
Noho ny fitiavana anao vehivavy eih!
Tia aho, ka miangavy eih!
Noho ny fitiavana anao...!!