Na nandrotsirotsy ny anilanao
Tsy haiko fefena ny adalana vitanao
Sy izay rehetra ataona ahy
Tsy hitako any ambadika any
Amin'izao ianao tsy harenako fa lasa aretiko
Ianao tsy ho vitako tsy haditra
Hatramin'izay aho niaritra
De aleo angamba ho tapitra
Niezaka ihany aho nanao ze nety e
Fa ianao toa tsy nety nandre
T'anilanao nahazoko ny mafy e
Tsy ho vitako ny hiaritra hijaly e
K'aleo aloha zah andeha hiala aminao
Na mbola tia anao aza ah avelaho
Tsy zaka ny handre ny feonao mandrotsirotsy
Ka na tsy hisy intsony aza
Olon-kafa tiako hiotra anao
Toy izay aho hijaly anilanao
Reny ah mba niteny tsy norarahina
Voa tany ianao vo mahatsiaro mody
Lehilahy tsy mahazaka fanambadina
Fa zah tsy mahazaka ty ataonao ty
Efa ho isanandro aho ny ampitomanianao
Manjombon-dava tsy misy hafaliana
Fa nampanantena ianao hoe
Izaho sy ianao hifanohana anefa
Hatr'izay ianao tsy harenako fa lasa aretiko
Ianao tsy ho vitako tsy haditra
Hatramin'izay aho niaritra
De aleo angamba ho tapitra
Na mbola tia anao aza ah avelaho
Tsy zaka ny handre ny feonao mandrotsirotsy
Ka na tsy hisy intsony aza
Olon-kafa tiako hiotra anao
Toy izay aho hijaly anilanao