Inona ity, mampivaloharika anao!?
Fa ngah 'nao mbola love e!!
Inona ity mampalasa saina anao,
Fa ngah nareo tsy efa niresaka ehe!?
Matoa tsy niaraka tsy anjara a!!
Ataovy oe tantara nianga taloha,
Matoa ts niaraka ts anjara
Ataovy toy ny hoe tantara, nianga taloha!!
Milalao antanin'olo baba..
Na tamana tsy te hiala ts maintsy ho rava e!!
Fitapitaka ny azy ka ts ho tananao..
Tantara natao tsy hitohy io ka mampamangy e!!
Na hoe Tia!! na tia, tia...
Na hoe Tia!! na mankafy ah!!!
Na tamana tsy te hiala ts maintsy ho rava e!!
Na hoe Tia! Na tia, Tia..
Na hoe Tia! Na mankafy ah!!
Tantara natao ts hitohy io ka mampamangy e!!
Avelao izy fa tsy anjaranao ôôô!!
Fa fitiavana io tsa forcena neny! fa agnao!!
Kivikivy tsa mihinakany eeee!!
Avelao Amin izao agny a!!
Fa voalavo Maty tsa mampitomagny a!!
Ny asolo an'azy mbô maro a!
Mbola misy amina tonnes am vazantany a!
Indray no manta vary tsy handevitsotrobe
Aza kivy mahereza, mitrakà, ts anjaranao igny eheee!!
Matoa ts miaraka tsy anjara...
Indray no mantavary tsy handevitsotrobe
Aza kivy mahereza, mitrakà, ts anjaranao igny eheee!!