Ity misy son kely ho an'laisany
Ho an'i olombelona zay matsapa tena fa Olombelona e
Ory tafalatsaka ampandrina
Mafonja loatra tsy zakany ee
Dia lasa samy anao izay tiany hono
Misaraka e, dia veloma ry tiany hono
Izany ka tena mangidy hono
Nitalaho nefa ianao karaha olo tsisy jery
Izy mbola vonona hiantsampy aminao
Nefa dia navelanao irery.
Fa an'iza loatra marina e
Fa tena hitako tsy rariny e
Tena mampiditra ankiviana.
Tena hitako marary ranamana iny
Tena zany ka fo mijaly ka mba vangio
Sao hamono fo, ka ho anenenana e
Indray andro any , hummmm
(Ie Ma, MLMDM MUSIC, DjMijay, haha...oohh)
Ory, tafalatsaka ampandriana.
Mafonja loatra tsy zakany ee
Dia lasa samy anao izay tiany hono
Misaraka e, dia veloma ry tiany hono
Izany ka tena mangidy hono
Nitalaho nefa ianao karaha olo tsisy jery
Izy mbola vonona hiantsampy aminao
Nefa dia navelanao irery.
Fa nasiny vidiny ny tomany.
Tsy taitra anao misangy fa karakory
Olom-bery zah mitia sa manakory
Sa efa azo tsara ny hamamiana
Aveka amzay izy izaka fijaliana.
Mantantesa hono f'iny ko indray andro ihany
Mievera fa ny lalanfiavina malama
Samy mbola ho tody amin farany any
Ory tafalatsaka ampandrina
Mafonja loatra tsy zakany ee
Dia lasa samy anao izay tiany hono
Misaraka e, dia veloma ry tiany hono
Izany ka tena mangidy , oohhhh
Ory tafalatsaka ampandrina
(Tafalatsaka ampandriana)
Mafonja loatra tsy zakany ee oh ouuhh
Dia lasa samy anao izay tiany hono, oh ouuhh
Misaraka e, dia veloma ry tiany hono, oh ouuhh
Izany ka tena mangidy, ie ma
Fa an'iza loatra marina e (aniza lôtra marine)
Fa tena hitako tsy rariny e
Tena mampiditra ankiviana.
Tena hitako marary ranamana iny
Tena zany ka fo mijaly ka mba vangio
Sao hamono fo, ka ho anenenana e
Indray andro any (indray andro any)
Indray andro any,(indray andro any)