NELLY
Maro ny nofin’i Ledera,
Ka niezaka izy hatramin’izao,
Ny faniriany dia ny ho tsara asa
Hanorina ireo orinasa.
Ny toa azy toa lasa lavitra
Ka mba nisy ny fanantenana
Hoe tafatsangana ilay orinasa
Izay mamokatra zava-baovao.
Ny faniriany dia ny ho "leader"
Kanefa izy toa lasa nihakamo,
Matetika mandany lera
Te hianatra nefa tsy afaka.
Ô ry ledera ô,
Miasà fa aza mandany lera,
Fa enao izao no mba antenaina
Hanavotra ity tanindrazana
Artist Name
Our team is working on an algorithm to find similar songs that match your taste and preferences.