NELLY
Asa ho aho ity fiainana ity,
Toa mahagaga,
Androany ianao toa faly,
rahampitso toa malahelo.
Fiv: Ao ireo mijaly mitomany,
Ao ireo tafita falifaly
Aiza no misy ahy sy ianao?
Iza no anjarako sy anjaranao?
Ny tiana mampijaly,
Ny tsy tiana eny ihany,
Asa izay ho anjara,
Asa izay iafarana.
Fiv:
Ny hany teniko dia izao:
Maisa mafy amin’izay
Mba hahazoanao izay iriana,
Ka tsy anenenana any aoriana.
Artist Name
Our team is working on an algorithm to find similar songs that match your taste and preferences.