NELLY
Velom-bolo indray ny foko
Manjombon-dava malahelo,
Mila ho vaky koa ny loha
Fa manina azy aho zao.
Ref: Manina azy re ity foko tena tia
Arahin-tsento sy tomany zaho aty,
Manina azy kanefa atao ahoana,
Ny elanelan-tany tsy hampiova ilay fitia
Mibahana ao an-tsaina
ilay endriny sariaka
Tsotra sady tsara bika
Ka tsy ho afaka ao an-tsaina
Any andro sy fotoana
Hiverenany indray
Mino aho fa ho foana
Ilay endriko amin’izao.
Artist Name
Our team is working on an algorithm to find similar songs that match your taste and preferences.