Any izay ianao, eny tsy maninona
Ilay raozi-mainantsika nentinao hohampirimina
Ireo tantaram-piainantsika tsy ho vitanao fintinina
Hafanana an-tapitrisa tsy ho ravan'ny ririnina
Na tsisy mine, na masikigny
Na tsisy saosy zah na n'inon'inona
Izy raha eo manainga ilay feeling
Tsy resaka inona na ady rime
Fa iny zaza iny ilay tsy azoko omena tsiny
Ilay molotrao ilay tiako iny
Fa na rahoviana na rahoviana
Dia samby lamba samby lamba, samby lamba
Ka ilay bikanao taille taille fine
Toa zary nanendrika ny ville

Ilay tànanao nitazona ny foko tsy mety ho adino
Ilay sentosentonao nitoloko toa tsy mampino
Ilay antsoantsonao miantso ahy mamiko ô, matsiro ô
Ilay sosona amin'ny nifinao tiako be hitako na tsisy jiro

Ilay tsatsakoatra nandravaka ny ranjonao mampihetsika ny biloko ô
Ny entona avy aminao any mampitady micro

Ilay tsatsakoatra nandravaka ny ranjonao mampihetsika ny biloko