Ny toetranao ity chérie, miavaka @ maro
Na @ fahoriana, na misy lanonana
Vao moindre geste tonga dia torana
Non ! non ! non ! non ! non !
Izaho mba sendra tafajery clipin’i Onja
Ianao nivadika gisa mainty iray minitra monja
I Stéphanie anaovanao ahy hoe mahatsiravina
Nefa izaho mba variana @ ty lelany nasiany kavina
Ny toetranao ty, miavaka @ maro
Na @ fahoriana, na misy lanonana
Vao moindre geste tonga dia torana
Non ! non ! non ! non ! non !
Ianao nanaganangatra tsy aminapà
Iny mba mankafy ny chorégraphie an’I Tence Mena
Lazainao hafahafa mahita zavatra hi-contrer-na
Mitsikitsiky izaho nijery an’i Dayvide
Fa mahafinaritra kosa ilay mavesatra évangélique
Raha misy hiran’Ny Ainga mba revireveko
Lazainao tara @ ilay choriste aho nefa I OM-Guy no jereko
Ny toetranao miavaka @ maro
Na @ fahoriana, na misy lanonana
Vao moindre geste tonga dia torana
Non ! non ! non ! non ! non !
Fa hainao ny gout-ko fa taille taille fine
Tsy voatanisako intsony ireo vedety maro be
Na ry Melky na ry Beyoncé na ry Mariah Carrey na ry Britney