Filamianana e! Antoky ny fiainam-piangonana ah
Filaminana e! Mandan'ny fiaraha-monina ah
(Filamianana e! Antoky ny fiainam-piangonana ah
Filaminana e! Mandan'ny fiaraha-monina ah)
Ianao io e! Jesoa jerena, fa tsy soa ho an'ny tena
Ianao io e! Jesoa jerena fa tsy laza ho an'ny tena
Ianao io e! Jesoa jerena fa tsy mikorontana
Ianao io e! Jesoa jerena fa tsy misompatra
Ny Andriamanitsika anie, tompon'ny filaminana tsy tia adiady
Jesosintsika anie nanafatra tsara tsy nisalasala
Ary koa tsy hifankatia (x 2)
Filamianana e! Antoky ny fiainam-piangonana ah
Filaminana e! Mandan'ny fiaraha-monina ah
(Filamianana e! Antoky ny fiainam-piangonana ah
Filaminana e! Mandan'ny fiaraha-monina ah)
Ianao io e! Jesoa jerena, fa tsy soa ho an'ny tena
Ianao io e! Jesoa jerena fa tsy laza ho an'ny tena
Ianao io e! Jesoa jerena fa tsy mikorontana
Ianao io e! Jesoa jerena fa tsy misompatra
Fa ny Andriamanitsika anie, tompon'ny filaminana tsy tia adiady
Jesosintsika anie nanafatra tsara tsy nisalasala
Ary koa tsy hifankatia (x 4)