Tena tsy hainay ny tsy hankalaza ny anaranao Tompo ô!
Tena tsy hainay ny tsy hankalaza ny anaranao Tompo ô!
Ny teraka jamba, NAHIRATRAO (Nahiratrao)
Ny malemy amin’ny tany natsanganao (Natsanganao)
Ny boka ihany koa nodiovinao
Aretina maro no sitranao, Tompo ô ô ô ô ô
Mahery Ianao e! tsy misy ny tahaka Anao
Ny rivotra mafy nifofofofo mety handrendrika Noteneninao
Lazarosy efa maty tam-pasana efa efatra andro
(Mahery ny Tompo, hainy ny zava-drehetra)
Tena matoky aho ry Tompo ka tsisy atahorako ô!!!
Raha miaraka aminao aho! Tsisy atahorako euh !
Manana anao aho ka tsy hanatahotra !!!
Manana Tompo mahery, ka tsisy hatahorako eh
(Mahery Ianao Tompo ô! hainao ny zava-drehetra eh)
Fa mahery Ianao ry Tompo ô!
(Mahery Ianao Tompo ô! hainao ny zava-drehetra eh)
Mahay ny zava-drehetra Ianao Tompo ô
(Mahery Ianao Tompo ô! hainao ny zava-drehetra eh)
(Mahery Ianao Tompo ô! hainao ny zava-drehetra eh)
Hainao ny zava-drrehetra Tompoko ô!
Tena tsy hainay ny tsy hankalaza ny anaranao Tompo ô!
Tena tsy hainay ny tsy hankalaza ny anaranao Tompo ô!