Mila anao anie aho, mila anao foana aho
Te ho sambatra aho, teo amin’ny androm-piainako aho
Ref : Mila anao anie aho (Mila anao anie aho)
Mila anao anie aho (Mila anao anie aho)
Te ho sambatra aho (Te ho sambatra aho)
Pont :Izaho manina anao manina anao ih ! ô ô
Mitomany aho, mitomany anao oh ! ô ô
Malamala-malahelo anao oh ! ô ô ô Irery anie aho
Nihazakazaka ny fidoboky ny foko ?
Na iray minitra monja aza ianao tsy mety foiko
Ianao no paradisako, fitia tsy voatanisa am-po,
Tontolon’ny androm-piainako
Nivadibadika tao ny oram-piainana,
F’izaho mila anao foana mba ho fitarainana
Dia niova koa ny taona, ny fitiavako teo foana
Ref : Mila anao anie aho…
Pont : Izaho manina anao…..
Ref : Mila anao anie aho…
Fa ianao, dia ianao, ianao no fitia ô ô ô
Ianao indrindra anie no nampianatra ahy hitia
Izay tianao no hatao, hihira foana ho anao
Ka raiso ny hira izay tsara indrindrako
Dia nifandimby indray ny volana sy ny andro,
F’izaho mila anao foana isan’andro isan’andro
Dia nivadika ny taona, ny fitiavako teo foana,
Dia nihodina indray ny oram-piainana,
F’izaho mila anao foana mba ho fitarainana
Dia nihodina ny tany, ny fitiavako teo ihany,
Mila anao anie aho, mila anao foana aho
Te ho sambatra aho, teo amin’ny androm-piainako
Réf : Mila anao anie aho …
Hitomany aho, hitomany anao aho ! ô ô ô
Malamala-malahelo anao oh ! ô ô ô