Réf: Tianao impiry aho,mandritra ny ora iray ve
Tsy voatanisa hoe : iray,roa na telo
Tsy nahay nanisa aho re fa tiako foana ela be
Tianao impiry aho,mandritra ny ora iray ve
Pont: Fiangaviana ahy,izaho miangavy anao hoe:
Fitiavana elabe,izay sarobidy tokoa anie
No omeko anao dia omeko anao
Izay fiainanao iainanao no mamy sy iainako
Izao ilay ora,ora farany,ka lazao izay ao am-ponao
Fa ianao no fanalahidin’ny fiainako sisa
Eny,asa na ho fiainan-tsy hita na ho paradisa
Réf: Tianao impiry aho...
Réf: Tianao impiry aho...
Tadidiko ny lasa,lasa feno tomany
Saingy,ny lasa momba ny lasa fa ny ho avy aza mbola
Ka izao ilay ora, eny, ora farany handaozako ny fifaliana
Satria ianao no fitiavana,sy fiainako mandrakizay.
Tianao impiry aho, mandritra ny ora iray ve sa ho