Fiv : Na ilay dihy gasy na ilay dihy vazaha
Revenay fona rehefa ça va
Atao izay mampetipetipety, Atao izay mampetipetipety x 2
Eto tsy misy maka sarotra
Aza asiana qu’est ce qu’il y a
Eto tsy misy mande lavitra
Aza asiana qu’est ce qu’il y a
ka tsy aleo ve manala mon ami
ka tsy aleo ve manala mon ami
dia aona ry maman’ny zaza
dia aona ry papan’ny zaza
2x Eto tsy misy maka sarotra
Aza asiana qu’est ce qu’il y a
Eto tsy misy mande lavitra
Aza asiana qu’est ce qu’il y a
Potak’izay aho dia faly be x2
Manapitipitika izay pitipitik’afaliana any aminao x2
Potak’izay aho dia faly be x2
Manapitipitika izay pitipitik’afaliana any aminao x2
Aza asiana qu’est ce qu’il y a, eto x 4
2x Eto tsy misy maka sarotra
Aza asiana qu’est ce qu’il y a
dia aona ry maman’ny zaza
dia aona ry papan’ny zaza
ka tsy aleo ve manala mon ami