N’iza n’iza hananatra ahy
Ananatra ahy ombieny ombieny
Ny ahy ny andrasako aminao
Ampianaro aho hiaino anao
Hankato izay rehetra lazainao
Sy izay lalana efa nataonao ho ahy
Tantano tsy ho lasany aho
Ampianaro torohy sy hanaro
Zatra miaino anao mialoha
Mety ho azon’ny fankam-panahy
Dia mety ho resy iany aho
Ampianaro aho hiaino anao
Sahirana aho raha tsy eho ianao
Ny ahy ny andrasako aminao
Hankato izay rehetra lazainao
Sy izay lalana efa nataonao ho ahy
Tantano tsy ho lasany aho
Ampianaro torohy sy hanaro
Zatra miaino anao mialoha
fa ianao ihany no mahalala ahy
Hankato izay rehetra lazainao
Sy izay lalana efa nataonao ho ahy
Tantano tsy ho lasany aho
Ampianaro torohy sy hanaro
Zatra miaino anao mialoha
Hankato izay rehetra lazainao
Sy izay lalana efa nataonao ho ahy
Tantano tsy ho lasany aho
Ampianaro torohy sy hanaro
Zatra miaino anao mialoha