Anio indray, hidera anao izahay
Ka hankalaza sy hanandratra anao Ray
Fa ho anao irery, ny saotra sy ny hoby
Izay atolootraaay, amin’ny fonay
Izao rehetra izao, efa fonao ho anaaay
Fitiavana tsy misy tambiny rahatrizay
Mbola ho anao ihany, ny dera sy ny laza izay
Hirainay izao, hirainay ho anao
Ka tsy hiandry intsony, hanadratra ny anaranao
Ary ho mandrakizay, ny fideranay anao
Jesô, ianao no mpanjaka, derainay
Ho deraina, ho lazaina, tsara loatra ianao Jesô
Hobinay, hankalazainay, tsara loatra ianao Jesô
Anio indray, hidera anao izahay
Ka hankalaza sy hanandratra anao Ray
Fa ho anao irery, ny saotra sy ny hoby
Izay atolootraaay, amin’ny fonay
Izao rehetra izao, efa fonao ho anaaay
Fitiavana tsy misy tambiny rahatrizay
Mbola ho anao ihany, ny dera sy ny laza izay
Hirainay izao, hirainay ho anao
Ka tsy hiandry intsony, hanandratra ny anaranao