Andao handihy,antsika jiaby e!
Fa fety androany,fa fety androany
Avelao izy andeha,fa aza saropiaoro ianao
Fa fety androany,fa fety androany
Alamino ô! Alamino ô! Alamino hietsika androany,
Alamino ô! Alamino ô! Alamino fa fety androany
Izay saropiaro fa manam-bady(mora mora ihany,mora mora ihany)
Tandremo ny fihetsika mamohafady(ento mora ihany,ento mora ihany)
Masonao mitopy ary,vadinao mba mila fitia
Indraindray toa tia tena ianao,tsy mazaka anefa manao
Alamino ô! Alamino ô! Alamino ny fijerinao
Alamino ô! Alamino ô! Alamino
Alamino ô! Alamino ô! Alamino hietsika androany
Alamino ô! Alamino ô! Alamino fa fety androany
Aoka tsy hifamaly eo iamson'olo ô!(efa aiko izany,efa aiko izany)
Mody mitsiky fa avieo mamono ô!(any ivelany any,any ivelany any)
Zanakao jereo mitomany,vadinao mijaly aok'izany
Fahasarotam-piaro avelao,etsy androany,andao hilalao.
Alamino ô! Alamino ô! Alamino fa fety no atao
Alamino ô! Alamino ô! Alamino