Mahalala tiana ianao, sa tsy mahalala tsy tiana
Vadinao hajaina f’izaho aza kotiana
Fa rahoviana ianao, fa rahoviana,
Vao hanaja vady be, mampalahelo izy e e
Mahalala tiana ianao, sa tsy mahalala tsy tiana
Vadinao hajaina f’izaho aza kotiana
Fa rahoviana ianao, fa rahoviana,
Hajao izy e, f’ianao lay tiany e,
Ianao ary manao ny atao e
Rehefa tonga aty manambitamby ery
Tsisy mahalala ny hadalana
Tsy avelanao mba manontany
Ny hafa ary indray no voatambitamby ery,
Mahalala tiana ianao, sa tsy mahalala tsy tiana
Vadinao hajaina f’izaho aza kotiana
Fa rahoviana ianao, fa rahoviana,
Vao hanaja vady be, mampalahelo izy e e
Mahalala tiana ianao, sa tsy mahalala tsy tiana
Vadinao hajaina f’izaho aza kotiana
Fa rahoviana ianao, fa rahoviana,
Hajao izy e, f’ianao ilay tiany e,