Izaho nampiainanao ny mangidy
Ny foko sy ny saiko eny ny aiko mihitsy no nomeko anao
Tsy nasinao tombambidiny akory
Tsy natory aho tamin'izany
Manenina hono ianao androany dia mila anah miverina any
Ref : Nahoana no tazominao eto aho
Fantatrao fa ratra no navelanao
Nitoetra betsaka tato am-poko ato
Non! Non! Non! Mbay any é!
Nahoana no tazominao eto aho
Fantatrao fa ratra no navelanao
Nitoetra betsaka tato am-poko ato
Non! Non! Non! Mbay any é!
Ianao anga teo e? Izaho irery no nandoalika nijery lanitra
Ny orana latsaka izaho nikikiaka mafy hoe :
Vonjeo aho, ampio aho re fa marary ah anie
Dia androany hoe maninona a?
(Tiako ianao ho'aho, malahelo anao aho)
(Tsy hahita ohatra an'ah izany ange ianao e)
(Ao moa mijanona aloha e)
(TSisy afatsy ianao ho'aho)
(Tsisy mahasolo anao anie e)
Ref : Nahoana no tazominao eto aho
Fantatrao fa ratra no navelanao
Nitoetra betsaka tato am-poko ato
Non! Non! Non! Mbay any é!
Nahoana no tazominao eto aho
Fantatrao fa ratra no navelanao
Nitoetra betsaka tato am-poko ato
Non! Non! Non! Mbay any é!