Hoe miodina aminao ny fiainako
Nangidy ekeko fa efa adinoko
Mamela heloka tsy midika hoe
Mamela heloka tsy midika hoe
Mamela heloka tsy midika hoe
Tiako ianao - Izaho koa tia anao
Mamela heloka tsy midika hoe izany fa :
satria tsy hanimba ny tenako aho
hanakana ireo fahasoavana be ho ahy
Ireo lasa aleo ho any aleo ho any aleo ho any
Samy hijinja izay nafafiny eo ihany
Izaho tsy maniry ny ratsy ho anao
Fa MIRARY SOA E ! Ataovy ny fiainanao
Aza variana ao arinako ao
Te hanontany mafy hoe : " Milamina ve ianao tsisy ana ?"
MAIS BIEN-SÛR QUE ÇA VA !
Mamela heloka tsy midika hoe
Mamela heloka tsy midika hoe
Mamela heloka tsy midika hoe
Tiako ianao - Izaho koa tia anao
Mamela heloka tsy midika hoe izany fa :
satria tsy hanimba ny tenako aho
hanakana ireo fahasoavana be ho ahy
Ireo lasa aleo ho any aleo ho any aleo ho any
Samy hijinja izay nafafiny eo ihany
satria tsy hanimba ny tenako aho
hanakana ireo fahasoavana be ho ahy
Ireo lasa aleo ho any aleo ho any aleo ho any
Samy hijinja izay nafafiny eo ihany
Tsy ianao no antony fa IZAHO