Hifampizara izay hananana
Hifampitantana iara-dalana
Mandoro anatiko ao ilay fitiavana
Ka ai ai ai, ka mamaimay eh eh
Fa oatranao io mintsy babe!
Oatranao mintsy n ilaiko eh eh eh
Ny ankoatranao aloha tsy ilaiko eh
hatramin’ny mama aza manaiky eh eh eh
Efa miaiky efa miaiky efa miaiky eh!
Zah manaiky eh manaiky eh manaiky eh
Efa mety efa mety efa mety eh
Anaty foko oh, anaty foko oh…
2.Anaty foko tsy ho soloiko an’iza an’iza !
Maminavina fa ny antsika aharitr’ela
Ela ah! ela be ny antsika ah!
Adinoy ire lasa fa ny hoavy no banjino oh !
Mandoro anatiko ao ilay fitiavana
Ka ai ai ai, ka mamaimay eh eh
Fa oatranao io mintsy babe!
Oatranao mintsy n ilaiko eh eh eh
Ny ankoatranao aloha tsy ilaiko eh
hatramin’ny mama aza manaiky eh eh eh
Efa miaiky efa miaiky efa miaiky eh!
Zah manaiky eh manaiky eh manaiky eh
Efa mety efa mety efa mety eh
Anaty foko oh, anaty foko oh…
Ka tsy ho asiako intsony elanelana
Àry elatra ary hifanantona
Hoavokako ny ato am-po tsy hitambesatra
Fa mamay ah, matoky anao io fa toa ahy !
Mandoro anatiko ao ilay fitiavana
Ka ai ai ai, ka mamaimay eh eh
Fa oatranao io mintsy babe!
Oatranao mintsy n ilaiko eh eh eh
Ny ankoatranao aloha tsy ilaiko eh
hatramin’ny mama aza manaiky eh eh eh
Efa miaiky efa miaiky efa miaiky eh!
Zah manaiky eh manaiky eh manaiky eh
Efa mety efa mety efa mety eh
Anaty foko oh, anaty foko oh…