ny vatako atao sorona ho afoiko anao gyal eh!
Vao nahita ny endrikao aho
Dia efa babo ny ato anatiko
ho afoiko anao gyal ehhh!
1. Niezaka ihany aho fa lehilahy
Niezaka tsy hiresaka fitiavana zalahy fa..
Sendra tratrin'ny tsy nampoizina dia babo ny ato anatiko nahita ny endrikao Gyal!
Vatana toa reraka ny saina manavinavy
Fa mila anao io!! Efa lasanao io !!
ny vatako atao sorona ho afoiko anao gyal eh! (Oh gyal eh eh)
ho afoiko anao gyal ehhh!
Oh la la la la la lay ehh
2. Tu te demandes toujours
A quel point tu me manques!
Et ça m'embraque de penser
à toute c'est instant qu'on a passé!
J'ai découvert dans ta confiance,
Et j'ai compris que j'avais ma chance
Vao nahita ny endrikao aho
Dia efa babo ny ato anatiko
Oh Gyal eh eh ! Oh Gyal eh eh
ho afoiko anao gyal ehhh!
Lasa bandy miaingitraingitra tsy mahalany sakafo, ny any sisa faniriana izao dia oroka sy safosafo
Raha isika roa ny miaraka
Ka raha sanatria misaraka
Je ferai en sorte de faire tout ce que j'ai pas pu faire avant !
A quel point tu me manques!
Et ça m'embraque de penser
à toute c'est instant qu'on a passé!
J'ai découvert dans ta confiance,
Et j'ai compris que j'avais ma chance