1. Ka tanana zatra mitsotra ny azy ka tsy mahagaga eh!
Efa tsy hatokosana ilay mavandivandy koa efa mahazatra eh …
Izy koa mody tia manambitamby ny saina anefa any an-kafa eh!
« Malala malala » no hiantsoany anao nefa anao tsy mba tiany eh…
Ka na dia fo vato aza anie ka marary eh!
Anjaranao ilay mampijaly eh!
Tadim-pitana izay voa marary eh..
Ka na dia fo vato aza anie ka marary eh!
Anjaranao ilay mampijaly eh!
Efa leo ianao mikarakara eh!
Nefa ianao tsy hiala eh!!!
Eh eh eh, ianao tia mampijaly
Fa inona ary no tsy ampy eh?
Tsara ianao fa malama eh eh…
Miala tsiny aho malala eh!
Malama! Malama! Malama oa ny lalànao…
Malama … taratatata…. Malama ah…
2.Na mpamosavy anie misy mahita!
Tsy menatra intsony maditra,
Vao misy miantso dia tsy ela dia dila…
Mieritreritra ny hiova kajy…
Miaramila efa zatra niady eh ….
Ka na dia fo vato aza anie ka marary eh!
Anjaranao ilay mampijaly eh!
Tadim-pitana izay voa marary eh..
Ka na dia fo vato aza anie ka marary eh!
Anjaranao ilay mampijaly eh!
Efa leo ianao mikarakara eh!
Nefa ianao tsy hiala eh!!!
Eh eh eh, ianao tia mampijaly eh
Fa inona ary no tsy ampy eh?
Tsara ianao fa malama eh eh…
Miala tsiny aho malala eh!
Malama! Malama! Malama oa ny lalànao…
Malama … taratatata…. Malama ah…
Ianao tia tena nefa tsy taitra!
Tsy adàla sitrana aho ka higafy eh!
Ianao tia tena nefa tsy taitra!
Tsy adala sitrana aho ka higafy eh!
Eh eh eh, ianao tia mampijaly eh!
Fa inona ary no tsy ampy eh?
Tsara ianao fa malama eh eh…
Miala tsiny aho malala eh!
Malama! Malama! Malama oa ny lalànao…
Malama … taratatata…. Malama ah…