Mandeha ho azy io rehefa tsy maika
Mandeha ho azy io fa aza taitra
Aza terena fa tsy mandaitra
Ny taona tsy hiandry anao fa mandeha
Manararaota fotoana namako eh
Aza maka lagy fa tsy sambatra eh
1.Tsy misy mafy tsy laitran’ny zoto oh!
Aza sasatra mirotoroto oh
Fa tsy hanenenanao io eh!
Fa tsy misy dikany io eh!
Mandeha ho azy io rehefa tsy maika
Mandeha ho azy io fa aza taitra
Aza terena fa tsy mandaitra
Ny taona tsy hiandry anao fa mandeha
Manararaota fotoana namako eh
Aza maka lagy fa tsy sambatra eh
Fa ny saina no mibaiko ny fo
Fa indraindray mbola may ilay lamban’akoho
Raha misy mahatezitra azafady
Aza maimaika ny hanambady!
Mandeha ho azy io rehefa tsy maika
Mandeha ho azy io fa aza taitra
Aza terena fa tsy mandaitra
Ny taona tsy hiandry anao fa mandeha
Manararaota fotoana namako eh
Aza maka lagy fa tsy sambatra eh
Fa tsy misy dikany io eh!
Fa tsy misy dikany io eh!
Mandeha ho azy io rehefa tsy maika
Mandeha ho azy io fa aza taitra
Aza terena fa tsy mandaitra
Ny taona tsy hiandry anao fa mandeha
Manararaota fotoana namako eh
Aza maka lagy fa tsy sambatra eh
Ka aza maika eh! Aza maika eh
Ramian in a the sound humm!